Articles

Tongasoa eto amin'ny blog Ilaiko ary Vidiko, Ity blog ity dia natao hifanampiana amin'ny zavatra izay ilaina ho vidina. Raha hividy zavatra isika dia maro ny sivana no tokony atao, ka izay indrindra no antony nanaovana ity blog ity mba hifampizaran-tsika mikasika ny zavatra izay tian-tsika ho vidina. Mazotoa ary!